Mon Mar 16 2020 12:09:15 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 12:09:16 +03:00
commit 208e45dddf
30 changed files with 68 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Simona Petera, mpanompo sy apostolin'i jesosy Kristy, ho andreo izay nahazo gne finoa sarobidy akoy gne noresinay, finoa ao amy gne fahamarignan'e Zagnaharintsika sy Jesosy Mpamojy. \v 2 Hampitomboy anie gne fahasoava sy fiadana nohon'gne fahalala an'Anndriamanitra sy Jesosy Tompontsika.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Gne rahà agnaby mikasiky gne herin'Andriamanitra ho an'e fiaina sy toe-pagnahy da nome antsika tamy gn'alalan'e fahalala an'Andriamanitra, izay nangaiky antsika tamy gn'alalan'e voninahitriny sy gne fahatsarany manokana. \v 4 Tamy gn'alalan'gne, nomeny zaka kinia tsara sady zakabe indrindra isika, mba ho avy mpizara amy gne fomban'Andriamanitra enereo, raha milefa gne falotoa izay eto an-tany nohon'gne filàn-dratsy.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Noho izany, magnamboara gne tena tsara mba hagnampia fahatsara amy gn'alalan'e finoanareo, ary amy gn'alalan' e fahatsaranareo, gne fahalala. \v 6 Amy gn'alalan'e fahalalanareo, magnampia famoizam-po, ary amy gn'alalan'e famoizam-ponareo, magnapia fahareta, ary amy gn'alalan'e faharetanareo magnampia toe-pagnahy.\v 7 Amy gn'alalan'e toe-pagnahinareo, magnampia fitiava rahalahy, ary amy gn'alalan'e fitiava rahalahy, magnampia fitiava.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha ao aminareo io gne mitombo ao aminareo, da tsy hamoa na tsy hamokatry amy gne fahalala an'i Jesosy Kristy Tompontsika enereo. \v 9 Fa ndre ia ndre ia tsy ampy io rahà io da tsy mahita afa-tsy izay akeky; jamba izy. Naniny adigno gne fagnadiova enazy tamy gne fahotany taloha.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Noho izany, ry rahalahy, amboaro agnaby gne mba hahazoa antoky gne fangia sy gne fifidiana anareo. Raha magnano io rahà io anareo, da tsy ho votsipelitry. \v 11 Amizany da malalaky ho anareo gne fidera ao amy gne fanjaka mandrakizay izay an'ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany da vonogny lalandava iaho hampatsiahy anareo io rahà io, ndre da efa fantatrao io, ary ndre da efa mantanjaky ao amè marigny enareo amizao. \v 13 Iaho mieritreritra fa rariny aminahy gne mamoha anareo amy gne fampahatsiahiva io rahà io, raha mbola amity tragno-lay ity iaho. \v 14 Satria fantako fa tsy ho ela da ho alako gne tragno-laiko, akoy gne nambaran'i Jesosy Kristy Tompontsika enahy. \v 15 Ary ho amboariko izay faran'gne vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva io rahà io raha lasa iaho.

1
01/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa ihay da tsy nagnaraky tafasiry tsara lahatry izay noforogny raha nizaka taminareo gne mikasiky gne hery sy gne nibodagnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa, ihay da vavolombelo nahita gne volamenany.\v 17 Fa Izy da nahazo laza amam-boninahitry avy tamy gn'Andriamanitra Ray raha nisy feo avy teo Aminazy tamy gne voninahitry tena zakabe hoe:" Ity gne Zanako malalako, izay ekeko indrindra." \v 18 Nahare izany feo avy tagny an-dagnitry izany ihay, raha niaraky taminazy tegny amè vohitry masina.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Isika da mana ity zaka faminania izay efa namboary mafy fotitry ity. Tokony hitandrina izany tsara enareo. Izany da okoy gne jiro mazava ao agnaty misy mandra-pevian'e marandray sy gne kintan'ny marandray mpisoky ao am-ponareo. \v 20 Fantaro aloha izao, fa tsy misy faminania avy amy gne famoahan-kevitry gne lol. \v 21 Fa tsy misy faminaniana avy tamy gne sitrapon'olo. Fa, notarihan'gne Fagnahy Masina izy iregny mba hizaka izay zakain'Andriamanitra.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Gne mpaminany sandoky da avy teo amy gn'olo, ary gne mpampianatry sandoky evekoa da ho avy eo aminareo. Hinday mangingina sain-diso manimby indreo, ary handà gne Tompo izay nividy indreo. Indreo da mitondra fahasimba malaky amindreo. \v 2 Maro gne hagnaraky gne fijejojejoan-dreo, ary amy gn'alala'gne hizaka ratsy gne lalan'gne fahamarigna. \v 3 Amy gne fiorema gne hagnararôtany anareo miaraky amy gne zaka mamitaky. Tsy ho ela gne fangameloha an'izy iregny; tsy matory gne fahasimban'izy iregny.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo ireo anjely izay nagnota. Nefa koa natolotriny ho amè vilagny tany indreo mba ho votahy amy gne gandran'e fahamizigna mandra-pevian'e fitsarà. (fagnamaria: Gny dikan-zaka taloha sasany da midika akoizao: "Mba ho fihezy ao amè lavaky gne fahamisia mandra-mandra-piavian'gne fitsarà.") \v 5 Ary evakoa, tsy nagnapetraky izao tontolo izao taloha Izy. Nefa, namonjy an'i Noah, izay mpitory gne fahamarigna, miaraky amè fito hafa, rahà ninday gne safo-drano tamy gne ratsy fagnahy teto amizao tontolo izao izy. \v 6 Andriamanitra evakoa da nagnano gne tanàn'i Sodoma sy Gomora ho lakevo ary nandemoky endreo ho amy gne fahapotea, hakoizany gne hahazo gne ratsy fagnahy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa i Lota marigny, izay nampihory tamy gne fitondran-tegnan'gn'olo tsy ara-dalàgna tamy gne fijejojejoa, da novonjen' Andrimanitra. \v 8 Fa izany lelahy marigny izany, izay niaigny niaraky tamindreo isan'andro, da mizaly tamy gne fagnahin'gne fahamarigna noho izay hizakany sy reny. \v 9 Fantatry gne Tompo gne fomba hamonje gn'olo tsara fagnahy amy gne fahatsapa, sy gne fomba hitana gn'olo tsy marigny ho amè sazy amy gn'andro tsarà.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Marigny indrindra izany ho an'gne izay manohy amè fagniria ratsin'gne nofo sy magnano tsinitsino gne fahefa. Sahy sy mitompo zaka zakabe indreo. Indreo da tsy matahotry hizaka ratsy gne zakabe voninahitry. \v 11 Gn'anjaly da tsy mana hery sy fahefa zakabe, fa indreo da tsy minday fitsarà maniratsira manohitry endreo amy gne Tompo.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Fa gne biby tsy manan-tsay io da nanihy ho sambory sy potehy. Tsy fantandreo izay tsiratsiraindreo. Ho potiky indreo. \v 13 Hahazo gne valisoan'gne rahà ratsy namboariny indreo. Mieritreritry indreo fa gne tsy fifalia mandritry gn'andro da fahafinareta. Indreo da be tasy sy tsigny. Mahafinaritry endreo gn'asa famitahan-dreo raha miahina miaraky aminareo. (Fagnamariha:Gne dika-aka sasany da midika akoizao:"Mahafinaritry endreo gn'asandreo raha mihina miaraky aminareo amy gne sakafom-pitiava.") \v 14 Molam-biavy mijangjanga idreo; tsy afa-po amy gne fahota mihitsyindreo. Mitariky fagnahy tsy mety ho amy gne fagnamboara ratsy indreo,ary mana fo vohofa amy gne fagniria idreo. Zanaky fagnozogna izy io.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Niala tamè lala mahitsy idreo. lasa niheliky indreo, ary nagnaraky gne lalan'i Balama zanak'i Beora, izay tia gne karaman'e fahamarigna. (Fagnamariha: Gne dikan-zaka sasany da midika akoizao:"Balama,zanak'i Bosora.") \v 16 Fa nahazo zaka mafy izy nohon'ny fandikan-dalàny manoka. Nisy boriky moa nizaka tamy gne feon'olombelo nagnajano gne amolan'gne mpaminany.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Gn'olana io da mitovy ame lohatao tsy misy rikandro. Akoy gne mika entin'e rivotry indreo. Natoka ho andreo gne mizingola. \v 18 Mizaka tsy am-pihevera indreo. Mangaiky gn'olo amy gn'alaln'e filàn'e nofo indreo. Indreo da mitao gn'olo izay miezaky milefa endreo miaigny amè fahadisoa. \v 19 Indreo da mampagnategna fahafaha ho andreo, kanefa izy tegnany ary da andevon'gne fahalotoa. Fa gn'olo da andevon'gne maharesy enazy agnaby.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Na ia na ia afaky amy gne fahalotoan'izao tontolo izao amy gn'alalan'e fahalala gne Tompo sy Jesosy Kristy Mpamojy, ary avy eo miverigny amy gne fahalotoa koa, da hanjary ratsy nohon'gne fipetrak'e rahà gne fipetrak'e rahà faranny. \v 21 Tsara ho andreo gne tsy mahafantatry gne lalan'e fahamarigna nohon'gne mahafantatry enizany da hivadiky amè didy masina nome endreo. \v 22 Marigny ho andreo ity ohabola ity hoe:"Gn'amboa gne miverigne amè naloany. Gne kosoa efa nandro miverigny mihoso-potaka."

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Androany, ry malala, manoratry ho anareo ity taratasy faha roy ity iaho ho fampatsihiva enty hampirisiha gne sainareo madio, \v 2 mba hahatsiarovanao gne zaka nozakain'gne mpaminany masina tagny taloha sy gne didin'ny Tompo sy Mpamonjy antsika izay apostolinareo.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fantako aloha izao, fa gne mpaniratsira da ho avy amy gn'andro farany. Indreo da hizaka ary handeha araky gne fizakandreo manoka. \v 4 Indreo da izaka hoe:"Aia gne fampagnantegna gn'amy gne fiveregnany? Fahatrizaynodian'gne razambe matory, da tsy niova nge rahà agnaby, eka fa hatramign'e fetombohan'izao tontolo izaokoa."

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Indreo da mehezaky magnadio fa gne lagnetry sy gne tany da nisy avy tamè rano ary tamy gn'alalan'e rano, fotoa ela, \v 6 nohon'ne didin'Andriamanitra, ary tamy gn'alaln'io rahà io, gne nandravà gne tontolo tamin'izany fotoa zany,tamy gne tondra-drano. \v 7 Fa andraoany gne lagnitry sy gne tany da natoka ho an'gn'afo amè gn'alalan'io didy io koa. Indreo da votoka ho amè gn'andron'e fitsara sy gne fandavoa gn'olo ratsy fagnahy.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ôka aninareo ho adigno, ry malala, fa gn'andro raiky amy Tompo da akoy gn'arivo tao, ary gn'arivo tao akoy gn'andro raiky. \v 9 Gne Tompo da tsy ela amy gne fagnantateraha gne fampagnantegnany, araky izay zakain'e sasany ho fahelany. Oa se, Izy da maharitry aminareo. Tsy tiany hisy ho very enareo, fa mba ho avy amy gne fibebaha gne maro.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Na izany aza, ho avy mitovy amè mpangalatry gn'andron'ny Tompo: Gne lagnitry da tsy ho ita miaraky amy gne feo mafy. Gne rahà agnaby da ho mainy gn'afo, ary gne tany sy gn'asa ao aminazy da hambara. (Fagnamariha:Gne dika-zaka sasany da midika akoizao:"Gne rahà agnaby da ho main'gn'afo, ary gne tany sy gn'asa ao aminazy da horoa agnaby.")

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ka raha ho levogny akoizany io rahà agnaby io, da tokony ho olo magnano akoignaia enareo? Tokony hiaigny amè fahamasigna sy gne fiaina araky an'Andrimanitra enareo. \v 12 Tokony hagnategna ary hampalaky gne fevian'gn'andron' Andriamanitra enareo. Amizany andro zany, gne lagnitry da ho levon'gn'afo, ary gne rahà agnaby da hiaigne amy gn'afana be. \v 13 Fa araky gne fampagnategnany, da mandigny gne lagnitry vaovao sy tany vaovao isika, izay hipetrahan'e fahamarigna.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Noho izany, ry malala, satria magnantegna izany rahà zany enareo, magnamboara gne tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy loto sy hanan-tsigny eo agnatrehany, am-pidana. \v 15 Ary evakoa, eritrereto gne faharetan'ny Tompontsika amy gne famonjea, akoy gne nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo, araky gne fahendre izay nome enazy.\v 16 Paoly da mizaka enizany rahà zany ao amè taratasiny agnaby, izay misy rahà sarotry takary. Olo tsy misy fahalala ary tsy mitsanga gne magnova io rahà io, akoy gne hagnamboarany gne soratra masina hafa evakoa, ka miteraky fahavereza ho an'gne tegneny.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Noho izany, ry malala, satria fantatareo izany rahà zany, da tandremo gne tegnanareo mba tsy ho vofandriky gne fitataky gn'olo ratsy fagnahy ka ho very gne fahamarignanareo.\v 18 Fa mitombo amy gne fahasoava sy gne fahalala gne tompotsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho anazy gne voninahitry amizao ary mandrakizay. Amena!

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 5df50b5a648edb5c5c71128de9b40c0066ad2dc3
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 5df50b5a648edb5c5c71128de9b40c0066ad2dc3

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Petera 2

View File

@ -32,6 +32,37 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"01-10",
"01-12",
"01-16",
"01-19",
"02-title",
"02-01",
"03-17",
"03-11",
"02-04",
"02-07",
"02-10",
"02-12",
"02-15",
"02-17",
"02-20",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-08",
"03-10",
"03-title",
"03-14"
]
}