tkg_2pe_text_reg/02/17.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 17 Gn'olana io da mitovy ame lohatao tsy misy rikandro. Akoy gne mika entin'e rivotry indreo. Natoka ho andreo gne mizingola. \v 18 Mizaka tsy am-pihevera indreo. Mangaiky gn'olo amy gn'alaln'e filàn'e nofo indreo. Indreo da mitao gn'olo izay miezaky milefa endreo miaigny amè fahadisoa. \v 19 Indreo da mampagnategna fahafaha ho andreo, kanefa izy tegnany ary da andevon'gne fahalotoa. Fa gn'olo da andevon'gne maharesy enazy agnaby.