auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-28 03:01:29 -05:00 committed by root
parent 5dcb1b0ee5
commit af30b26a79
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, gne fahafantara gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika antsika da hitan'Andriamanitry mazava. Magnategna iaho fa mazava ame feon'e fieritreretanaoreo avakoa izany. Tsy miezaka handresy lahatry anareo koa iay fa mba hagnety anay mitovy ame mahitsy fo. Fa magnome antony ho anareo hirehareha nohon'gn'aminay.
\v 11 \v 12 Noho izany, gne fahafantara gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika antsika da hitan'Andriamanitry mazava. Magnategna iaho fa mazava ame feon'e fieritreretanareo avakoa izany. Tsy miezaka handresy lahatry anareo koa iay fa mba hagnety anay mitovy ame mahitsy fo. Fa magnome antony ho anareo hirehareha nohon'gn'aminay iay, mba hanagna