auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-28 03:01:29 -05:00 committed by root
parent ee0df45d05
commit 5dcb1b0ee5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, gne fahafantara gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika antsika da hitan'Andriamanitry mazava. Magnategna iaho fa mazava ame feon'e fieritreretanaoreo avakoa izany. Tsy miezaka handresy lahatry anareo koa iay fa mba hagnety anay mitovy ame mahitsy fo. Fa magnome antonhy ho anareo hirehareha nhon'gn'aminay.
Noho izany, gne fahafantara gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika antsika da hitan'Andriamanitry mazava. Magnategna iaho fa mazava ame feon'e fieritreretanaoreo avakoa izany. Tsy miezaka handresy lahatry anareo koa iay fa mba hagnety anay mitovy ame mahitsy fo. Fa magnome antony ho anareo hirehareha nohon'gn'aminay.