auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-29 06:32:37 -05:00 committed by root
parent 238bd5d2e4
commit 8a4d35780c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mandefa lelah raiky hafa avakoa iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, ary nahita anazy mafana fo tame asa marobe. Mazoto lotry izy am'izao andro zao noho gne fatokisa zakabe izay anagnanay aminareo. Raha gn'am'i Titosy,izy gne namako sy mpiaraky miasa amina ho anareo. Raha gne ame ralahalanay, da nalefan'e fiangona aby indreo. Voninahitry ho an'i Kristy indreo. Ka kabohay andre
Mandefa lelah raiky hafa avakoa iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, ary nahita anazy mafana fo tame asa marobe. Mazoto lotry izy am'izao andro zao noho gne fatokisa zakabe izay anagnanay aminareo. Raha gn'am'i Titosy,izy gne namako sy mpiaraky miasa amina ho anareo. Raha gne ame ralahalanay, da nalefan'e fiangona aby indreo. Voninahitry ho an'i Kristy indreo. Ka kabohay andreo gne fitiavanareo, ary abohoay ame fiangona gne antony gne fireharehanay