diff --git a/08/22.txt b/08/22.txt index 265c1a3..d80c4fe 100644 --- a/08/22.txt +++ b/08/22.txt @@ -1 +1 @@ -Mandefa lelah raiky hafa avakoa iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, ary nahita anazy mafana fo tame asa marobe. Mazoto lotry izy am'izao andro zao noho gne fatokisa zakabe izay anagnanay aminareo. Raha gn'am'i Titosy,izy gne namako sy mpiaraky miasa amina ho anareo. Raha gne ame ralahalanay, da nalefan'e fiangona aby indreo. Voninahitry ho an'i Kristy indreo. Ka kabohay andre \ No newline at end of file +Mandefa lelah raiky hafa avakoa iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, ary nahita anazy mafana fo tame asa marobe. Mazoto lotry izy am'izao andro zao noho gne fatokisa zakabe izay anagnanay aminareo. Raha gn'am'i Titosy,izy gne namako sy mpiaraky miasa amina ho anareo. Raha gne ame ralahalanay, da nalefan'e fiangona aby indreo. Voninahitry ho an'i Kristy indreo. Ka kabohay andreo gne fitiavanareo, ary abohoay ame fiangona gne antony gne fireharehanay \ No newline at end of file