auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-29 06:32:37 -05:00 committed by root
parent af8fd1d7ab
commit 504761fbad
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza ho andreo sy gne olo aby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao.
Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza ho andreo sy gne olo aby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao. Magnano izany indreo noho gne hazakaben'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. Ho an'Andriamanitry gne fisaora