From 504761fbad35ac84ea34952a8630bcbfa7bc12a7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD132 <> Date: Wed, 29 Jan 2020 06:32:37 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 09/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index d9d2ed3..fd9844b 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza ho andreo sy gne olo aby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao. \ No newline at end of file +Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza ho andreo sy gne olo aby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao. Magnano izany indreo noho gne hazakaben'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. Ho an'Andriamanitry gne fisaora \ No newline at end of file