Tue Jun 09 2020 17:17:38 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 17:17:38 +03:00
parent 52f2d127fc
commit 6b0b6e87d2
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ra\v 4 ha hafaky mitsara gne zava-misy ame andavanandrom-piainagny anao,nagnino mametraky karaza tranga mitovy amizany agnatrehan'ireo zay tsy misy dikany eo ame fiangonagny?\v 5 Hametraky anareo gne hizakako anizany. Da tena tsy misy managny fahendregny ndre da raiky aza ao aminareo mba handamigny gne adiady eo ame mpirahalahy? \v 6 Fa kosa misy mpino raiky hafaky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, ary izany raha zany da apetraky eo agnatrehan'gne mpitsara izay tsy mpino!
\v 4 Raha hafaky mitsara gne zava-misy ame andavanandrom-piainagny anao,nagnino mametraky karaza tranga mitovy amizany agnatrehan'ireo zay tsy misy dikany eo ame fiangonagny? \v 5 Hametraky anareo gne hizakako anizany. Da tena tsy misy managny fahendregny ndre da raiky aza ao aminareo mba handamigny gne adiady eo ame mpirahalahy? \v 6 Fa kosa misy mpino raiky hafaky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, ary izany raha zany da apetraky eo agnatrehan'gne mpitsara izay tsy mpino!

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 ha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy.\v 13 Moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? \v 14 da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fiveloman'indreo avy ame filazantsara.
\v 12 Raha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy. \v 13 Moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? \v 14 da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fiveloman'indreo avy ame filazantsara.

View File

@ -91,6 +91,7 @@
"05-11",
"06-title",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-09",
"06-12",