tkg_1co_text_reg/06/04.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 4 Raha hafaky mitsara gne zava-misy ame andavanandrom-piainagny anao,nagnino mametraky karaza tranga mitovy amizany agnatrehan'ireo zay tsy misy dikany eo ame fiangonagny? \v 5 Hametraky anareo gne hizakako anizany. Da tena tsy misy managny fahendregny ndre da raiky aza ao aminareo mba handamigny gne adiady eo ame mpirahalahy? \v 6 Fa kosa misy mpino raiky hafaky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, ary izany raha zany da apetraky eo agnatrehan'gne mpitsara izay tsy mpino!