auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:23:56 +03:00 committed by root
parent 7108d14d74
commit c8fceb47e1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry
F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jesosy de nanolotra ny tegnany ho antsika mbô hagnavotra antsika hiala amin'ny tsy fagnaran-dalàna daôly sy hanadiovana, ho an'ny tegnany, ôla raika manokana ze tegna mazoto hagnano asa tsara.