diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 3b51014..ba7dbbd 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry \ No newline at end of file +F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt new file mode 100644 index 0000000..0e6e8ba --- /dev/null +++ b/02/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +Jesosy de nanolotra ny tegnany ho antsika mbô hagnavotra antsika hiala amin'ny tsy fagnaran-dalàna daôly sy hanadiovana, ho an'ny tegnany, ôla raika manokana ze tegna mazoto hagnano asa tsara. \ No newline at end of file