Tue Jun 09 2020 09:42:06 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 09:42:06 +03:00
parent a5c8c351ab
commit abf932957a
5 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Ôtran'zany kô reo vevavy efa nahazo taona de tokony hampiseho hatraigny ny tegnan-jareo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevon'ny divay be zareo. Tokony hampianatra ze tsara zareo mbô hampiofanana reo vevavy tanora ho tegnate ny vady aman-janagny manokana. Tokony hampianatra an-jareo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, ary hankato ny vadiny zareo. Tokony hagnano an'zany ra daôly zany zareo mbô tsy ho vôheso ny Tenin'Andriamanitra.
\v 3 Ôtran'zany kô reo vevavy efa nahazo taona de tokony hampiseho hatraigny ny tegnan-jareo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevon'ny divay be zareo. Tokony hampianatra ze tsara zareo \v 4 mbô hampiofanana reo vevavy tanora ho tegnate ny vady aman-janagny manokana. \v 5 Tokony hampianatra an-jareo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, ary hankato ny vadiny zareo. Tokony hagnano an'zany ra daôly zany zareo mbô tsy ho vôheso ny Tenin'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy.
\v 6 Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. \v 7 Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. \v 8 Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy.

View File

@ -1 +1 @@
Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. Tsy tokony hifangalangalatra zareo. Fa kosa, tokony hampibôgna ny finoana tsara daôly zareo, mbô hampamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin'ny lafiny daôly.
\v 9 Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. \v 10 Tsy tokony hifangalangalatra zareo. Fa kosa, tokony hampibôgna ny finoana tsara daôly zareo, mbô hampamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin'ny lafiny daôly.

View File

@ -1 +1 @@
F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy.
\v 11 \v 13 F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. \v 12 Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy.

View File

@ -51,6 +51,9 @@
"01-15",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"03-title",
"03-01",
"03-03",