diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index 0253b47..60eb2a6 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Ôtran'zany kô reo vevavy efa nahazo taona de tokony hampiseho hatraigny ny tegnan-jareo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevon'ny divay be zareo. Tokony hampianatra ze tsara zareo mbô hampiofanana reo vevavy tanora ho tegnate ny vady aman-janagny manokana. Tokony hampianatra an-jareo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, ary hankato ny vadiny zareo. Tokony hagnano an'zany ra daôly zany zareo mbô tsy ho vôheso ny Tenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 3 Ôtran'zany kô reo vevavy efa nahazo taona de tokony hampiseho hatraigny ny tegnan-jareo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevon'ny divay be zareo. Tokony hampianatra ze tsara zareo \v 4 mbô hampiofanana reo vevavy tanora ho tegnate ny vady aman-janagny manokana. \v 5 Tokony hampianatra an-jareo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, ary hankato ny vadiny zareo. Tokony hagnano an'zany ra daôly zany zareo mbô tsy ho vôheso ny Tenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt index 13b0c96..11813f6 100644 --- a/02/06.txt +++ b/02/06.txt @@ -1 +1 @@ -Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy. \ No newline at end of file +\v 6 Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. \v 7 Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. \v 8 Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy. \ No newline at end of file diff --git a/02/09.txt b/02/09.txt index a7288ac..d2caa5c 100644 --- a/02/09.txt +++ b/02/09.txt @@ -1 +1 @@ -Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. Tsy tokony hifangalangalatra zareo. Fa kosa, tokony hampibôgna ny finoana tsara daôly zareo, mbô hampamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin'ny lafiny daôly. \ No newline at end of file +\v 9 Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. \v 10 Tsy tokony hifangalangalatra zareo. Fa kosa, tokony hampibôgna ny finoana tsara daôly zareo, mbô hampamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin'ny lafiny daôly. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index ba7dbbd..cb4b903 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 11 \v 13 F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. \v 12 Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c7e60c0..a730efc 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -51,6 +51,9 @@ "01-15", "02-title", "02-01", + "02-03", + "02-06", + "02-09", "03-title", "03-01", "03-03",