auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 19:14:52 +03:00 committed by root
parent 5fb5275da3
commit 65bd0cc0b9
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgn
Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. Tsy tokony