diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt index a4feb0b..13b0c96 100644 --- a/02/06.txt +++ b/02/06.txt @@ -1 +1 @@ -Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgn \ No newline at end of file +Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy. \ No newline at end of file diff --git a/02/09.txt b/02/09.txt new file mode 100644 index 0000000..df36547 --- /dev/null +++ b/02/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. Tsy tokony \ No newline at end of file