auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-22 04:09:50 -04:00 committed by root
parent 7307c03f6d
commit ecdd1bf93f
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 Noho zany, natolotr'Andriamanitra ho amin'ny filan-dratsy mamôfady zareo, fa reo veivan-jareo de natakalon-jareo fifandraisana vôjagnahary tamin'ireo tsy vôjagnahary. Sahala am'zany kô, reo leilà de namela ny fifandraisan-jareo vôjangnahary miaraka amin'ny veivavy ka nampiretin'ny filàna ara-nofo zareo samy zareo. Reo de leilà ze nagnano fietsika mahamegnatra miaraka amin-deilà ary nandray takao amin-jareo ny sazy ze mendrika an'azy reo noho ny fahavetavetaan-jareo.
\v 26 Noho zany, natolotr'Andriamanitra ho amin'ny filan-dratsy mamôfady zareo, fa reo veivan-jareo de natakalon-jareo fifandraisana vôjagnahary tamin'ireo tsy vôjagnahary.\v 27 Sahala am'zany kô, reo leilà de namela ny fifandraisan-jareo vôjangnahary miaraka amin'ny veivavy ka nampiretin'ny filàna ara-nofo zareo samy zareo. Reo de leilà ze nagnano fietsika mahamegnatra miaraka amin-deilà ary nandray takao amin-jareo ny sazy ze mendrika an'azy reo noho ny fahavetavetaan-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Zareo reo de tototry ny tsy fahamarignana, faharatsena, fitsiriritana, ary lolom-po daôly. Zareo reo de feno fialôgnana, famonôna, fifamalena, fitaka, ary teti-dratsy. Zareo de mpifôsa, mpanendrikendrika, ary te an'Andriamanitra. Zareo reo de mahery setra, miavogna, ary mieboebo. Zareo reo de mpamôrogna ra tsy manjary, ary zareo reo de manaja ny ray aman-dreniny. Zareo reo de tsy magnana fahalalana, zareo de tsy azo antoka, stoisy fitiavgna vôjanahary, ary tsy mamindea fô,
\v 29 \v 31 Zareo reo de tototry ny tsy fahamarignana, faharatsena, fitsiriritana, ary lolom-po daôly. Zareo reo de feno fialôgnana, famonôna, fifamalena, fitaka, ary teti-dratsy.\v 30 Zareo de mpifôsa, mpanendrikendrika, ary te an'Andriamanitra. Zareo reo de mahery setra, miavogna, ary mieboebo. Zareo reo de mpamôrogna ra tsy manjary, ary zareo reo de manaja ny ray aman-dreniny. Zareo reo de tsy magnana fahalalana, zareo de tsy azo antoka, stoisy fitiavgna vôjanahary, ary tsy mamindea fô,

View File

@ -1 +1 @@
Hain-jareo ny lalàn' Andriamanitra, fa zareo de magnano ra sahala amin'zany , de mendrika ny fahafateszagna. Fa tsy reo ra reo ihany no ataony, fa magneky reo hafa ze magnano reny kô
\v 32 Hain-jareo ny lalàn' Andriamanitra, fa zareo de magnano ra sahala amin'zany , de mendrika ny fahafateszagna. Fa tsy reo ra reo ihany no ataony, fa magneky reo hafa ze magnano reny kô