Fri Nov 15 2019 10:32:09 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 10:32:10 -08:00
commit 355c177158
45 changed files with 74 additions and 2 deletions

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 8 \v 1 Noho izany de tsisy fagnamelona intsony amin'izao fotoana zao ho an'ireo ze akao amin'i Kristy Jesosy. \v 2 Fa ny fitsipikn'ny fanahin'ny fiainana akao amin'i Jososy Kristy no nagnafaka ana tamin'ny fitsipikin'ny fahotanasy ny fahafatesana.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ze tsy afaka nataon'ny lalàna nohon'ny falemenan'ny nofo de nataon'Andriamanitra. Nandefa ny Zanany la tokana Izy tamin'ny endriky ny nofo feno fahotana mbo ho fagnatitra ho an'ny ota,ary nagnameloka ny takao amin'ny nofo izy. \v 4 Nataony zany mbo ho tanteraka akao amitsika ny ra takin'ny lalàna, tsika ze mande tsy araka ny, fa araka ny Fanahy. \v 5 Reo ze miaigna araka nofo de mifantoka amin'ireo zavatry nofo, fa reo ze araka ny Fanahy de mifantoka amin'ireo zavatra ny Fanahy.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Satria ny fisaignana miorina amin'ny nofo de fahatesana, fa ny fisainana miorina amin'ny Fanahy kosa de fiainana sy fiadanana. \v 7 Ny fisaignana miorina de fandrafena eo agnatrehan'Andriamanitra, fa tsy mifagnaraka amin'ny lalàn'Andriamanitra zany, no sady tsy hainy avy ny magnano an'zany. \v 8 Reo ze akao amin'ny nofo de tsy afaka ankasitran'Andriamanitra.

1
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nefa nareo de tsy akao amin'ny nofofa akao amin'ny Fanahy, raha akao aminareo marina ny Fanahin'Andriamanitra. Fa raha misy ôla tsy magnana ny Fanahin'i Kristy, de tsy an' Azy izy. \v 10 Ra akao aminareo Kristy, de naty nohon' ny fahotana ny vatagna, fa ny fanahy de velona nohon'ny fahamarinana.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ra ny Fanahin'le nanagnana an'i Jesosy tamin'ny maty no velona akao aminareo de Izy ze nanagnana an'i Kristy tamin;ny maty no hanome fiainana ihany ko ho an'ny tenanareo ze mety maty amin'ny alalan'ny Fanahiny, ze velona akao aminareo.

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 No izany, ry rala, de mpitrosa tsike fa tsy akao amin'ny nofo mbo hiaigna araka ny nofo. \v 13 Fa raha miaigna araka ny nofo anareo, de ho foaty,fa raha amin'ny Fanahy no amonoanareo ny asan'ny tegna de ho velona anareo.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa ôtran'ny reo daôly voatariky ny Fanahin'Andriamanitra, zareo reo de Zanak'Andriamanitra. \v 15 Fa tsy nandray ny fanahin'ny fagnadevozana ndre anareo, ka matatra. Fa kosa, nadray ny Fanahin'ny fanangana-janaka anareo, ze agnatsovatsovantsika hoe:'' Aba Ray ô!''

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 \v 17 Ny fanahy mintsy no vavolombelogna amin'ny fanahintsika fa zanak' Andriamanitra isika. Ra zanaka tsika de mpandova iany kô, mpandova an'Andriamanitra, Ary mpiray lova ao amin'i Kristy tsika. Ra tegna mijaly miaraka amin'Azy tokotra tsika de amena voninahitra miaraka amin'Azy kô.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa ataoko fa reo fijalena am'zao fotôna zao de tsy mendrika ampitoviana am'le voninahitra aseo amintsika. \v 19 Fa ny voary da magnantena lôtra de mandigny ny fampiseona reo zanak'Andriamanitra.

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 Fa ny voary de natao ho zava-pôgna tsy noho ny sitrapony manokana fa noho le nagnano an'zany. Zany de akao am'le toky namena, fa reo voary mintsy no alana amin'ny fagnandevozan'ny falovana ary hitondra aigny amin'ny faafana amin'ny voninahitr'i ny Zanak'Andriamanitra zany. Fa fantatsika fa no voary daôly de miara-misento sy miara-miasa akao agnatin'ny fanaintaignana na am'zao fotôna zao aza.

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Tsy zany fogna, fa na ny tegnantsika aza, ze managna ny vôlom-bokatry ny fanahy na ny tegnantisika aza de misento akao agnatintsika mandigny ny fananganana antsika ho zanaka, de ny fagnavotana ny tegnantiksa. Fa tam'zany toky zany no namonjena antsika fa ze atokisantsika fa hitranga de mbôla tsita, fa iza no mandigny am-patokina ze efa hitany? Fa ra matoky am'ze mbôla tsy hitantsika tsika de mandigny an'zany am-paharetana.

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 \v 27 Ötran'zany kô, ny fanahy der magnampy akao amin'ny fahalementsika, fa tsika tsy malala ze vavaka tokony ataontsika, fa ny fanahy mintsy no mifona ho antsika amin'ny fisentoana tsy hay tenenina. Izy ze mandinika ny fo no nafantatra ny dikan'ny Fanahy, satria Izy no nifona ho an'ny mpino araka ny sitrapon'Andriamanitra.

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 Fantatsika fa ho an'reo ze te an'Andriamanitra, de miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara avokoa ny za dahôly. Fagnamarihana: Ra tokony hoe: Niaraka ampiasain'ny ho amin'ny tsara avokoa ny daôly) ra tokony hoe: Miaraka ampiasainy amin'ny tsara avokoa ny ra daôly, de ny dikan-teny sasagny talô magnano hoe: Ny ra daôly de miaraka miasa ho amin'ny tsara) ho an'reo ze voantso araka ny fandaharany. Satria reo ze fantany mialô, de nitindreny mialô iany kô mbo hitovy endrika amin'ny Zanany mbo lamatoa,de ze nantsoviny iany koa, Reo ze nantsoviny de namarininy kô, reo ze namarininy de nomeny voninahitra kô.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 \v 32 ino ary no tokony hotenenintsika momba reo ra reo? Ra momba antsika Andriamanitra, iza no mampatatra antsika. Izy ze tsy niaro ny Lanany Là tokana nanolotra Anazy ho antsika daôly akôry no tsy hagnomezanyy antsika maimaim-poagna niaraka Aminazy ny ra daôly iany kô.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 \v 34 Iza no hitondra fiampangana hanohitra ireo olom-boafidin'Andriamanitra. Andriamanitra no le Raika ze magnamarina ananjy.? Iza no le raika hagnameloka? Kristy no le raika ho antsika, ary miôtra an'izany, nitsangan iany kô Izy Manapaka miaraka amin'Andriamanitra

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 \v 36 Iza no hampisaraka amtsika amin'ny fitiavan'i Kristy.? Fahorena, se fijalena, se fangnenjena, se hanoagnana se fitanjahana se loza se sabatra. Araka ny voasoratra hoe: Noho anao de vôvono andro lava zahay. Noraisinay toy ny ondry ho vonoina zahay.

1
08/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 \v 38 \v 39 Akao agnati'zany ra daôly zany de manôtra noho ny mpandresy zahay amin'ny alalan'le te anay. Fa resy lahatra za fa na ny fahafatesana na ny fiaignana, na reo anjely na reo fanjakana, na reo ra amin'zao fotoagna zao, na reo ra ho avy, na reo hery, na ny ambo na ny laligna, na zava-boary hafa, de tsy hampisaraka antsika amin'ny fitiavan' Andriamanitra, ze akao amin'i Krosty Jesôsy Tompontsika.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 14 \v 1 Raiso na ze rehetra malemy amin'ny finôna, aza mitsara momba ny tohan-kevitra. \v 2 Ny ôla raika de magnana finôna hinana na ino na ino, fa ny raika, hafa ze malemy de tsy minana afa-tsy legioma.

1
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ôka ze minana ny ra daȏly tsy hagnamavo ze tsy minana. fa Andriamanitra efa nagneky an'azy. \v 4 Iza ma anao, anao ze mitsara ny mpiasan'ȏlon-kafa? akeo agnatrean'ny tompony izy no mitsangana na lavo, fa hatsangana izy, satria ny Tompo de afaka manangana an'azy

1
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ny ȏla raika de mihevitra fa misy ny andro tsara noho ny daȏly. Ny hafa kosa de mihevitra fa mitovy ny andro daȏly. Avelay ny tsiraikaraika ho resy lahatra araka ny saignany avy. \v 6 Ze matandrina ny andro, de mitandrina an'zany ho an'ny Tompo, ary ze minana de mināna ho an'ny Tompo; fa misaotra an'Andriamanitra izy. Fa ze tsy minana de mifady hanina ho an'ny Tompo, izy kȏ de misaotra an'Amdriamanitra.

1
14/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa tsisy miaigna ho an'ny tegnany tsika,ary tsy misy maty ho an'ny tegnany. \v 8 Fa ra miaina isika de miaigna hoan'ny Tompo, ary ra maty isika de maty ho an'ny Tompo. \v 9 Fa ho amin'zany antony zany no nahafatesan'i Kristy ary navelomany ndre, mbo hatonga Anazy ho sady Tompon'ny maty sy ho Tompon'ny velona

1
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa anao, nagnino no mitsara ny ralanao? Ary anao nagnino anao mankahala ralanao? Fa tsika daȏly de mbola hitsagnana ho tsaraina eo agnolanan'ny seza fitsaran'Andriamanitra. \v 11 Fa efa voasoratra hoe: '' Ra mbola velona ko Za'' hoy ny Tompo,'' de hiforitra akeo agnolonako ny loalika daȏly, ary ny lela daȏly de hidera an'Andriamanitra.''

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho zany ary, tsika tsiraikaraika avy de hagnano filazana ny tegnany akeo amin'Andriamanitra. \v 13 Ka ȏka tsika tsy hifampitsara intsony, fa kosa hifagneky izao,mba tsy hametraka vato manafitona na fandrike ho an'ny ralay.

1
14/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 mafantatraa za ary resy latra ao amin'i Tompo Jesosy, fa tsy misy madio amin'ny tegnany. fa ho an'ze mandray na ino n aino ho tsy madio ihany, de tsy madio zany ho anazy. \v 15 Satria ra malaelo nohon'ny sakafo ny ralanao, de tsy mande am-pitiavana mitsy anao. Aza aratina nohon'ny amin'ny ahanina ze namoizan'i Kristy ny aignany.

1
14/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa aza mamela ze heverinao ho tsara ho aratsina. \v 17 Fa ny fanjakan'Andriamanitra de tsy momba ny ahanina sy rano fisotro fa momba ny famarinana, fiadanana, ary fifalina ao aoamin'ny Fanahy Masina

1
14/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa ze manompo an'i Kristy arak'izany de ankasitsan'Andriamanitra sy eken'ȏla. \v 19 Noho zany , aoka tsika hanohy reo zavatra ny fiadanana sy reo ra ze manefy ny tsiraikaraika

1
14/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Aza aratina nohon'ny amin'ny ahanina ny asan'Andriamanitra, madio ny ra daȏly, kanefa ratsy ho an'ny ȏla ze minana an'azy ary matonga an'azy ho tafitona. \v 21 Tsara ny tsy omankana,na misotro divay na ny ra daȏly ze matafitona ny ralanao.

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ny finȏna anagnanao tahirizo akao aminnao sy Andriamanitra.Sambatra ze tsy magnameloka ny tegnany amin'ze ekeny. \v 23 Ze misalasala de meloke ra minana satria tsy tamin'ny finȏna zany. Ary na ino na no tsy avy amin'ny finȏna de fahotana.

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 14

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 16 \v 1 \v 2 Ankiniko aminareo i Foiby agnabavintsika, le mpanompon'ny fiangonana aigny Kenkrea mbo handraisanareo an'azy akao amin'ny Tompo. Ataovy zany amin;ny fomba mendrika an'reo mpino, ary magnatre anazy am'ze ôla mety hilany ny fanampenareo. Fa izy tegnany iany kô de lasana mpagnampy ny maro, ary ny tegnako iany kô

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Magnanova veloma amin'i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa aminà ao amin'i Kristy Jesôsy, ze nahafoy ny aignan'zareo ho an'ny aignako. Misaotra an'jareo zà, ary tsy fogna, fa reo fiangonana daôly an'ny Jentilisa iany kô. Magnanova veloma ny fiangonana any amin'i Epaineto malalako, ze vôlom-bokatr'i Asia ho an'i Kristy.

1
16/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Magnanova veloma an'i Maria, ze niasa mafy ho an'nareo. Magnanova veloma an'i Androniko sy Jonia, havako akaiky , ary niara-nigadra taminà. Milaza eo anivon'ny apostoly zareo, ze tao amin'i Kristy talôko iany kô. Magnanova veloma an'i Ampilato,malalako ao amin'ny Tompo.

1
16/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Magnanova veloma an'i Orbano, mpiara-miasa amintsika akao amin'i Kristy, sy Staky,malalako. Arabao Apela, le ankasitrahana ao amin'i Kristy. Arabao reo ze akao amin'i tokantranon'i Aristobolo. Magnanova veloma an'i Herodiona, havako. Magnanova veloma an'ireo ze akao amin'ny tokantranon'i Narkisa, ze akao amin'ny TOmpo.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Magnanova veloma an'i Tryfena sy Tryfosa, ze miasa mafy ao amin'ny Tompo. Magnanova veloma an'i Rofosy, ze vôfidy takao amin'ny Tompo, ary ny reniny sy ny reniko. Magnanova veloma an'i Asynkito, Flegona,Hermesy,Patroba,Herma,ry reo rahalà ze miaraka amizareo.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 \v 16 Magnanova veloma an'i Filologia, sy Jolia, Narea sy ny anabaviny, sy Olimpa, ary reo mpino rehetra miaraka amin-jareo. Mifagnanova veloma amin'ny fifagnorohana masina. Ireo fiangonan'i Kristy rehetra de magnano veloma an'nareo.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Amin'zao fotôna zao de mamporisika an'nareo zà, ry rahalà, mba hihevitra ny momba reo ze mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana. Izy reo de mihôtra lavitry ny fampiagnarana ze noraisinareo. Mialà lavitra an-jareo. Fa tsy mpanompon'i Kristy ny ôla salan'ireny, fa ny kibony manokana iany. Amin'ny teny malefaka sy mandoka no amitahan'zareo ny fon'ny tsy manan-tsiny.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 Fa ny ôtran'nareo aminn'ny fankatoavana de tafita aigny amin;ny tsiraikaraika.Noho zany,mifaly za, ny aminareo fa tekon mba ho hendry amin'zao tsara nareo, ary tsy hanan-tsiny amin'ze ratsy. Andriamanitry ny hanorotoro an'i Satana eo ambanin'ny tongotrareo afaka fotôna fohy. Ho aminareo ane ny fahasoavan'i Tompontsika Jesôsy Kristy.

1
16/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 \v 22 Timoty,mpiara-miasa aminà, de magnano veloma an'nareo, sy Losio,Jasona arey Sosipatro, havako. Zà, Tertio, ze nagnoratra ty epistily ty,de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo.

1
16/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 \v 24 Gaio,le mpampiantrano ana sy ny fiangonana manontolo,de magnano veloma an'nareo. Erasto mpitam-bola akao amin'ny tanà,de magnano veloma an'nareo,miaraka amin'i Koarto le rahalà. [Fagnamarehana: Ny fandikana talô tsara ndrindra de manala ty andininy ty.( Jero ny Romana 16:20).and 24: ''' Ho aminareo daôly ane ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesôsy Kristy.Amena.'']

1
16/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 \v 26 Ary ny voninahitra de ho Anazy mahavita mampijoro an'nareo araka ny filazantsarako sy ny fitorina an'i Jesôsy Kristy, araka ny fagnambarana ny misitery x=ze notazonina ho tsiambaratelo ela be taigny alô taigny, kanefa nambara amin'zao fotôna zao, ary tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminaniana no nampahafanatarina tamin'ny firenena daôly, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay, ho fankatoavana su finôna.

1
16/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ho an'le Andrimanitra tokan'ny fahendrena, anie ny voninahitra mandrakizay,amin'ny alaln'i Jesôsy Kristy .Amena.

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 16

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -29,9 +30,16 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> ca861c29e4f0c34a27ed948376b1ffee276b4572
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> cd7d29f7bd03d62c53e7bdd413067480b0b2dce0
=======
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> ca861c29e4f0c34a27ed948376b1ffee276b4572

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD108"
"MAD108",
"LAPTOP-H5E91POD"
],
"finished_chunks": [
"09-title",
@ -89,6 +90,26 @@
"12-11",
"12-14",
"12-17",
"12-19"
"12-19",
"08-title",
"08-01",
"08-03",
"08-06",
"08-09",
"08-11",
"08-12",
"08-14",
"14-title",
"14-01",
"14-03",
"14-05",
"14-07",
"14-10",
"14-12",
"14-14",
"14-16",
"14-18",
"14-20",
"14-22"
]
}