Fri Nov 15 2019 10:24:15 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 10:24:15 -08:00
commit 590414c170
60 changed files with 125 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ka ino ary zany no tombotsô anagnan'ny Jiosy? Ary ino no tombontson'ny famoràna? \v 2Tsara zany amin'ny fomba rehetra. Vôlôny ndrindra, reo Jiosy de nagnakignana ny fagnambarana avy amin'Andriamanitra.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa manakôry raha tsy nanam-pinona reo Jiosy sasagny? Ny tsy finon'jareo ma no ahantonga ny fahatokin'Andriamanitra tsy ho tanteraka? \v 4Tsisy mintsy ane zany. Fa kosa, avelao ho hita fa marina Andriamanitra, na de mpandainga, aza ny ôla tsiraikaraika. Araka ny voasoratra hoe: "Ho aseho amin'ny koragnanareo fa olo-marina anareo, ary aseho rafa tonga amin'ny fitsarana anareo."

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Fa raha tô ny tsy famarinantsika no maneho ny famarinan'Andriamanitra, ino ny azontsika hambara? Afaka milaza ma tsika fa tsy marina Andriamanitra amin'ny famoany ny fasoseny amintsika, sa tsy zany? (Mampiasa ny lahatenin'olombelona za.)\v 6 Tsisy mintsy ane zany! Satria amin'ny fomba manakôry ary no hitsaran'Andriamanitra an'izao tontolo izao?

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa raha tô ny famarinan'Andriamanitra ka magnome fiderana betsaka ho an'Azy amin'ny alalan'ny laingako,de nagnino ary za no mbola tsaraina ho mpanota? \v 8Fa nagnino no tsy taraviny, araka ny tatitra diso ze lazaina fa tenenintsika, ary kô arakin'ny hamafin'ny sasagny fa notaravintsika hoe: "Avelao zahay hagnano ratsy, mba hiavian'ny tsara"? Rariny ny fitsarana atao amin'jareo.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Ka ino ary? Magnome rariny ny tegnantsika ma atsika? Tsy zany mintsy. Fa tsika de efa nagnameloka ny Jiosy sy ny Grika, izy rehetra, ho mpanota. \v 10Zany de araka ny vôsoratra hoe: "Tsisy ôlo-marina, na de raika aza.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Tsisy na raika aza mafantatra. Tsisy na raika aza mikaraka an'Andriamanitra.\v 12 Lasa tsisy ilàna an'azy rehetra. Tsisy mba magnano ny tsara, tsisy, na de raika monja aza.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Ny tendan'jareo de fasana misokatra. Ny lelan'jareo de mamitaka. Ny poizin'reo bibilava de akao ambanin'ny molotry zareo.\v 14Ny vavan'jareo de feno ozogna sy lolom-po.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Ny tongon'jareo de havanana amin'ny fandatsan-drà. \v 16Ny fanimbana sy ny fijalina de eigny amin'ny lalan'jareo.\v 17Ireigny ôla reigny de tsy nahay ny lalan'ny fiadanana. \v 18Tsy mba misy tatra an'Andriamanitra akeo agnolôn'ny mason'jareo.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Ankehitriny de fantatsika fa na ino na ino lazain'ny lalàna, de miantefa aigny amin'reo ze ambany lalàla. 'Zany de mba ahatonga ny vavan'ny tsiraikarika hangina ary mba hahazo valiny avy any amin'Andriamanitra izao tontolo izao. \v 20 Zany de satria tsisy nofo hamarinina amin' ny asan'ny lalàna akeo amasony. Fa amin'ny alalan'ny lalàna no hiaven'ny falalana ny fahotana.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Fa ankehitriny de nampifantarina iany kô ny famarinan'Andriamanitra tsy amin'ny lalàna. Noporofoin'ny lalàna sy reo mpaminagny, \v 22 fa zany, no famarinan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finona an'i Jesosy Kristy ho an'ze daôly mino. Satria tsy misy fagnavana.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Fa nanota ny ôla daôly ka tsy managna ny voninatr'Andriamanitra, \v 24ary zareo de hamarinina maimaimpôgna amin'ny fahasoavany amin'ny alalan'ny fagnavotana ze akao amin'i Kristy Jesosy.

1
03/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa Andriamanitra nagnome an'i Kristy Jesosy ho fagnatitra amin'ny alalan'ny finona ny ràny. Natolony ho porofon'ny famarinany Kristy, nony tsy fitazagnana ny ota taigny alô \v 26amin'ny faharetany. Nitranga izany rehetra zany ho fampiariarina ny fahamarinany amin'zao fotôna ankehitriny izao. zany de mba hafahany magnaporofo fa marina ny tegnany,ary mba hanehoany fa Izy de magnamarina ny daôly non'ny finona an'i Jesosy.

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Aiza ary zany ny firerehana? Vaofafa zany. Fa ino no antony? Amin'ny asa ma? Tsia, fa nony finona. \v 28 Manapa-kevitra zany tsika fa ny ôla raika de hamarinina araka ny finona tsisy 'reo asan'ny lalàna.

1
03/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29Sa Andriamanitry ny Jiosy rerika iany ma Andriamanitra? Mo ve tsy Andriamanitr'ireo Jentilisa kô Izy? Iôny, an'ny Jentilisa kô. \v 30 Raha, raika tokôtra Andriamanitra, de hamarininy amin'ny finona reo voafara. Ary reo tsy voafora kosa amin'ny alalan'ny finona.

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Foagnantsika amin'ny alalan'ny finona ary ma zany ny lalàna? Tsisy mintsy ane zany! Fa kosa, makatô ny lalàna tsika.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Milaza ny marigna akao amin'i Kristy za, tsy mandainga zà, ary ny eritrereitro no vavolombelona miaraka aminà akao amin'ny Fanahy Masina,\v 2fa ho anà de misy alahelo gedabe ary fahorena tsy mijanona akato am-poko.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa afaka nagniry zà fa zà tegnako de ho vôozogna ka hiataka amin'i Kristy noho ny amin'reo ralako, reo ze raika firazanana aminà araka ny nofo.\v 4Zareo de Israelita? Zareo de managna fananganana, ny voninahitra, reo fankatoavana, ny fagnomezan'ny lalàna, ny fideran'Andriamanitra, ary reo fampagnantegnana.\v 5Ny an'jareo de reo razagna ze natonga an' i kristy ho tonga nofo, Izy ze Andriamanitra ambonin'ny daôly. Ho deraina mandrakizay ane Izy. Amena.

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa tsy fogna reo ze nampagnantegnain'Andriamanitra. Fa tsy izay daôly avy aignt Isarely no tegna an'Isarely. \v 7 Na reo tarank'i Abrahama daôly no tegna zanagny . Fa: "Amin'ny alalan'Isaka no hiantsoany reo taranakao."

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Zany hoe, reo zanaky ny nofo de tsy zanak'Andriamanitra. Fa reo zanaky ny fampagnantegnana no raisina ho taranaka. \v 9Fa ôtran'zao no tenin'ny fampagnantegnana: "Amin'zany fotôna zany de ho avy Za, ary homena zazalà Saraha."

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Tsy zany iany, fa avy akeo kô Rebeka hanagn'anaka amin'ny leilà raika, Isaka raintsika_\v 11fa mbôla tsy teraka avy reo zaza ary mbôla tsy nagnano ra tsara na ratsy, mba ho tô ny tanjon'Andiamanitra araka ny fisafidianana, tsy nony reo asa, fa non'Izy ze magnantso_\v 12nambara tamin'dravevavy hoe: "Ny zokiny de hanompo ny zandriny."\v 13Zany de ôtrany ze vôsoratra hoe: "Jakoba teko, fa Esao halako."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Ino ary no ho koragnontsika? Misy tsy famarinana ma miaraka amin'Andriamanitra?\v 15Tsisy mintsy ane zany. Fa ozy Izy tamin'i Mosesy hoe: "Hamindra fo amin'ze teko hamindrana fo Za, ary hangoraka 'reo ze teko hangorana Za."\v 16Non'zany ary, de tsy non'izy mikasa zany,na non'izy ze mihazakazaka, fa nony Andriamanitra, ze nampiariary ny famindram-po.

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Fa ny Soratra Masina nagnambara tamin'i Farao hoe: "Fa non'zany antony zany no nagnandratako anao, mba hampiseko aminao ny heriko, ary mba hagnambarana ny agnarako eran-tany."\v 18Non'zany, Andriamanitra de mamindra fo amin'ze tiny, ary ze tiny, no ho hamafisiny fo.

1
09/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Avy akeo hilaza aminà nareo hoe: "Naôna no mbôla mahita tsiny foagna Izy?" Fa iza no mahatohitra ny sitrapony? \v 20Mifanotra amin'zany, raleila, iza ma enao no mamaly manotra an'Andriamanitra? Moa zay efa novolalaigna hilaza amin'ny mpamolavola zany hoe: "Naôna no nataognao ôtra'zao za?"\v 21Moa ny mpanefy vilany tsy magnana zo amin'ny tanimanga ka ny vongana raika iany no hanamboarana fitoerana amin'ny andro voatokagna, ary fitoerana raika hafa amin'ny andavanandro?

1
09/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Aôna raha Andriamanitra, ze te-ampiseo ny fahatezerany sy hampahafantatra ny fahefany, no niaritra tamim-paharetagna reo fitoeran'ny fahatezeragna nomanina ho amin'ny fasimbaina? \v 23Aôna rafa nataogny zany mba hampahafantarany haren'ny voninahiny akeo amin'reo fitoeran'ny famindram-po efa nomagniny mialô ho amin'ny voninahitra? \v 24Aôna rafa nataogny ho antsika kô zany, zay nantsoigny iany kô, tsy ho eo amin'ny samy Jiosy iany, fa ho eo amin'ny samy Jiosy iany, fa ho eo amin'reo Jentilisa iany kô?

1
09/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Araka ze nolazaigny takao amin'i Hosea iany kô hoe: "Hantoiko hoe ôloko zay tsy ôloko, ary hoe malalany le tsy malala.\v 26 Avy akeo de aigny amin'zay nilazàna tamin'jareo hoe: "Tsy ôloko nareo," akeny no hiantsoana azy reo hoe: "zanak'Andriamanitra velona."

1
09/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Isaia nagnatso mafy ny amin'ny Isiraely hoe: "Raha ôtrany fasika akaigny amin'ny ranomasina ny isan'ny zanak'Isiraely, de ho vôvonjy ze sisa tavela,\v 28fa ny Tompo hitondra ny teniny aketo an-tany, feno ary tsy ho ela."\v 29Araka ny nolazain'Isaia talô hoe: "Rafa ny Tompo tompon'ny maro no tsy namela taranaka ho antsika, de ho ôtrany an'i Sodoma tsika, ary lasa ôtran'i Gomora."

1
09/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ino ary no hokorantsika? Fa reo Jentilisa, zay tsy nikaraka ny famarinana, no nahazo ny famarinana, ze famarinana avy tamin'ny finona.\v 31Fa Isiraely, ze nitady ny lalàn'ny famarinana, de tsy tonga tamin'zany.

1
09/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Manakory ma? Satria zareo tsy nikaraka 'zany tamin'ny finona, fa tamin'ny asa. Tafitoina ny vaton'ny fanafintohinana zareo, \v 33araka zay efa vôsoratra hoe: "Jereo, akao Ziona no ametrako ny vaton'ny fanafintohinana sy vatolampin'ny fandikan-dalàna. Ze mino zany de tsy ho megnatra."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Ary nitare za, naren'Andriamanitra ma ny ôlony? Sagnatre ane zany. Fa za iany kô de Israelita, taranak'i Abrahama, avy amin'ny fokon'i Benjamina.\v 2Andriamanitra de tsy nagnary ny ôlony, ze efa fantany takeo alô. Tsy fantatrareo ma ze vôlazan'ny Soratra Masina momba an'i Elia, de le fitaraignany tamin'Andriamanitra namely an'Israely? hoe: \v 3Tompo, zareo de namono reo mpaminagninao, namotika ny alitaranao. Za raika sisa tavela, ary mifofo ny aignako zareo.

1
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa ino no valin-teny nilazain'Andriamanitra an'azy? "Nanokana fito arivo lahy ho an'ny tegnany Za ze tsy nandoalika takeo amin'ny Bala. \v 5 De ôtrizany amin'zao ankehitriny izao iany kô de misy sisa iany nony fisafidianana amin'ny fahasoavana.

1
11/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Fa ra avy amin'ny fahasoavana zany, de tsy avy amin'ny asa intsony. Fa ra zany de tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. (Fagnamarihina: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Kanefa ra avy amin'reo asa izany, de tsy fahasoavana intsony; fa ra izany de tsy asa intsony ny asa.")\v 7Ino ary? Ny ra ze nikaran'Isiraely, de tsy azony, fa ny vôfidy no nahazo izany, ary namafisina reo ambiny. \v 8Zany de araka ny efa vôsoratra hoe: Andriamanitra de nagnome an'azy 'reo ny fagnahin'ny fitavozavozana, maso tsy haitan'jareo, ary sofina tsy handregnesan'jareo, mandraka gniany."

1
11/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Ary ozy Davida hoe: "Ôka ny latabany ho harato sy fandrika, ho vato mamingana sy ho valifaty ho an'azy reo. \v 10Ôka ny mason'jareo homaizigna mba tsy hatazagna, ary ôka hiondrika mandrakizay ny lakamosin'jareo".

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11De oza za hoe: "Mo ma tafitona reo mba ho lavo?" Sagnatre ane zany. Fa kosa, avy amin'ny fahavalon'jareo, no nahatongavan'ny famonjena takeo amin'reo Jentilisa, mba hampialona an'azy 'reo. \v 12 Ary raha ny fahavalon'jareo no haren'izao tontolo izao, ary raha ny fahaverezan'jareo no haren'reo Jentilisa, de magnano aona ny halehiben'ny fahatanterahan'jareo?

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Fa ankehitriny de mikoragna aminareo Jentilisa za, ary raha mbôla apostolin'ireo Jentilisa za, de mankasitraka ny fanompoko. Angamba hampialona reo ze avy amin'ny nofoko manokana za. \v 14 Angamba hamonjy ny sasagny amin'jareo tsika.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa raha midika fampihavanan an'izao tontolo izao ny fandavana an'azy 'reo, de ino no handraisana an'azy 'reo izany fa fiaignana avy amin'ny fafatesana? \v 16Raha vôtokona ny vokatra vôlôny, de ny ampany amin'ny kobam-bary kô. Raha vôtokany ny fakany, de ôtran'zany kô ny rantsagny

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Fa raha notapana ny rantsana sasagny, ary raha anao, sampagna olivadia,no natambatra takeo amin'jareo,ary raha nifampizara tamin'jareo ny faka-mamokatry ny kakazo oliva anao, \v 18 aza mirearea amin"reo sampagna. Fa raha mirearea anao, de tsy anao no mitondra ny fakany, fa ny fakany no mitondra anao.

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 De hiteny anao hoe: "Nitapana hiala reo rantsagny mba hafahako mifandray amin'azy".\v 20Marina zany. Nony tsy finon'jareo de notapana hiala zareo, fa nareo de mijoro tsara nony finonareo. Aza magnano ny tegnanareo ho ambony, fa matahôra.\v 21Fa raha ny tegna sampagna aza tsy navelan'Andriamanitra, de tsy ho avelany iany kô anao.

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ary, tazano, ny famoram-po sy ny fahasaro-pon'Andriamanitra. Akeo andagniny, ny fasaro-po de tonga amin'reo Jiosy ze lavo. Fa aketo ankilany kosa, ny hatsaram-pagnan'Andriamanitra de tonga aminareo, raha maharitra akao amin'ny hatsaram-pagnahiny anareo. Fa raha tsy zany de ho tapahina kô anareo.

1
11/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Ary na ireigny aza, raha tsy manoy amin'ny tsy finony zareo, de hatambatra. Fa Andriamanitra de afaka mamerigna manambatra an'azy 'reo ndré.\v 24 Fa raha notapana tamin'ny kakazo oliva-dia anareo, ka natambatra tamin'ny kakazo oliva tsara, de salany akory ny foaran'ny habetsak'reo Jiosy, ze sampagna vôjagnahary, natambatra tamin'ny kakazo olivan'jareo manokana?

1
11/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Fa tsy teko tsy hafantatra anareo, ry ralà, ny amin'zany ra-miafina izany, mbô tsy haha-hendry anareo amin'ny eritreritrareo manokana. Zany ra-miafina zany de efa nahamafy lô ny ampany amin'Isiraely, mandra-piavin'ny fafenoan'reo Jentilisa.

1
11/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Nony zany de ho vonjena avokoa ny Isiraely daôly, araka ny vôsoratra hoe: "Hivôka avy aigny Ziona ny mpagnafaka. Hangala ny haratsiam-pagna amin'i Jakoba Izy,\v 27ary zany no ho fanekem-pihavanako amin'jareo, rafa hangala ny fahotan'jareo Za."

1
11/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Amin'ny lafiny raika makasika ny filazantsara, de fahavalo zareo nony aminareo. Amin'ny lafiny raika hafa araka ny safidin'Andriamanitra, de malala zareo nony reo razagna. \v 29 Fa reo fagnomezana sy antson'Andriamanitra de tsy miova.

1
11/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Fa anareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amin'zao fotona zao anareo de nandray ny famindram-po nony tsy fankatoavan'jareo. \v 31Ôtran'zany iany kô, amin'zao fotona zao 'reo Jiosy de tsy nagneky. Ny vokany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze nabôgna anareo no mety handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amin'zao fotona zao.\v 32Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavana rehetra, mba afahany mampibôgna famindram-po amin'ny daôly.

1
11/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Endrey, ny halaligny 'reo aren'ny fahendrena sy fahalalan'Andriamanitra! Tsy takatry ny saigna reo fitsarany, ary reo lalany de tsy hay refesina! \v 34 "Fa iza no nahalala ny fihevitry ny Tompo na iza no tonga ho mpanolo-tsigna an'Azy?

1
11/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Na iza no nagnome ra an'Andriamanitra alô, ka tsy maintsy hanoneran'Andriamanitra an'azy ndre?"\v 36Fa avy Amin'Azy sy amin'ny alalany ary an'Azy ny ra daôly. Ho Azy mandrakariva ny voninahitra.Amena.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 11

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Mangataka anareo za nony zany, ry ralà, non'ireo famindram-pon'Andriamanitra mba hanolotra ny vatanareo ho sorogna velona, masina, eken'Andriamanitra. Zany no fanomponareo araka ny tokony ho izy.\v 2Aza mitovy amin'zao tontolo zao, fa miovà amin'ny fagnavaozana ny saignanareo. Atôvo zao mba ho hainareo ze tsara, azo ekena, ary ny sitrapo lafatr'Andriamanitra.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Fa ambarako, nohon'ny fasoavana ze namena ana, ny tsy tokony hanagnan'ny daôly ze akeo aminareo eritreritra hagnambony ny tegnany mihôtra ze tokony ho eritreretiny. Fa kosa, tokony hieritreritra am-pahendrena zareo, ôtrany nagnomezan'Andriamanitra fatram-pinona ny tsiraikaraika avy.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Fa magnano rantsagna maro amin'ny vatantsika tsika, kanefa tsy mitovy avokoa ny asan'ireo rantsagna 'reo. \v 5 Mitovy amin'zany tsika ze maro be de vatagna raika iany akao amin'i Kristy, ary rantsagna manokana amin'ny tsiraikaraika.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Managna fagnomezam-pasoavana samy hafa isika araka ny fasoavana ze nomeny antsika. Raha faminagnina no fagnomezam-pasoavan'ny raika, de ôka atao araka ny haben'ny finony. \v 7Raha fanompona no fagnomezam-pasoavan'ny raika, de ôka izy hanompo. Raha nisy raika nahazo fagnomezam-pasoavana hampianatra, ôka izy hampianatra. \v 8Raha fampaherezagna no fagnomezam-pasoavan'ny raika, ôka izy hampahery. Raha magnome no fagnomezam-pasoavan'ny raika,ôka izy hagnano zany amim-pahalala-tagnana. Raha hitarika no fagnomezam-pasoavan'ny raika, ôka zany ho vita am-pitandremana. Raha hampiharihary fangoraham-po no fagnomezam-pasoavan'ny raika, ôka zany ho vita am-piravoravôna.

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ôka ny fitiavana tsisy fihatsaram-belatsihy. Ankalao ny ratsy; tano mafy ze tsara. Raha ny momba ny fitiavan'ny mpiralà, mifankatiava aminareo tsiraikaraika avy.\v 10 Raha ny momba ny fagnomezam-boninahitra, mifagnajà.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ra ny momba ny fikirizagna, aza misalasala. Ra ny momba ny Fagnahy, ôka hafana fo. Momba ny Tompo, tompoy Izy. Mifalia ao amin'ny fahatokiagna zay \v 12 hagnananao momba ny ho avy. \v 13 Mifampizara amin'zay ilain'ny mpino. Mitadiava fomba maro hampiantranoagnao ô'la.

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Misaora reo zay magnenjika anao; misaora ary aza magnozona. \v 15 Miara-mifaly amin'jareo zay mifaly; miara-mitomany amin'jareo zay mitomany. \v 16 Mitovia fisaignana amin'ny tsiraikaraika. Aza misaigna amin'ny fomba mirehareha, fa ekeo reo ô'la ambany. Aza mihevitra ny tegnanao ho hendry.

1
12/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy. Magnaova ra tsara maro akeo imason'ny ô'la daôly. \v 18 Ra mety, araka zay azonao atao, mihavagna amin'ny ô'la daôly.

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aza mamaly ratsy ny tegnanareo, ry malala\v 19 fa omeo lalana ny fahatezeragna Andriamanitra. Fa efa vaosoratra hoe: "Ahy ny vali-faty; Za no hamaly, hoy ny Tompo." Fa ra nôgna ny fahavalognao, omeo ho sotroigna izy.\v 20 Fa ra magnao zany enao,de hanangona vain'ofo akeo amin'ny lohany." \v 21 Aza magneky ho resin'ny ratsy, fa reseo amin'ny tsara ny ratsy.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toka faha 12

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> cd7d29f7bd03d62c53e7bdd413067480b0b2dce0

View File

@ -32,6 +32,63 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD108"
],
"finished_chunks": [
"09-title",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-15",
"03-19",
"03-21",
"03-23",
"03-25",
"03-27",
"03-29",
"03-31",
"09-01",
"09-03",
"09-08",
"09-10",
"09-14",
"09-17",
"09-19",
"09-22",
"09-25",
"09-27",
"09-30",
"09-32",
"11-01",
"11-04",
"11-06",
"11-09",
"11-11",
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-19",
"11-22",
"11-23",
"11-25",
"11-26",
"11-28",
"11-30",
"11-33",
"11-35",
"12-01",
"12-03",
"12-04",
"12-06",
"12-09",
"12-11",
"12-14",
"12-17",
"12-19"
]
}