plt-x-sihanaka_rev_text_reg/17/01.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 1 Raika tam-reo anjely fito ze nitazona reo vilia volamena fito nagnatogna sy nitare taminà hoe: "Avia, ho aseoko an'nao ny sazin'ny mpijangajanga leibe ze mipetra ambony rano maro. \v 2 Niaraka tam'azy no nampijangajanga an'reo mpanjakan'ny tany. Ny dovain'ny fijangajangany no nahamamo reo mponin'ny tany."