\v 1 Raika tam-reo anjely fito ze nitazona reo vilia volamena fito nagnatogna sy nitare taminĂ  hoe: "Avia, ho aseoko an'nao ny sazin'ny mpijangajanga leibe ze mipetra ambony rano maro. \v 2 Niaraka tam'azy no nampijangajanga an'reo mpanjakan'ny tany. Ny dovain'ny fijangajangany no nahamamo reo mponin'ny tany."