1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 5 Tafaran-reo ra reo za de nijery, ary nisokatra taigny amin'ny lagnitra le tempoly ze managna lain'ny fijoroana vavolombelona. \v 6 Nivôka avy takao am-le toerana masina indrindra reo anjely fito mitagna reo loza fito. Izy reo de mekanjo madio, lamba rogony mamiratra sy misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran-jareo. |