\v 5 Tafaran-reo ra reo za de nijery, ary nisokatra taigny amin'ny lagnitra le tempoly ze managna lain'ny fijoroana vavolombelona. \v 6 NivĂ´ka avy takao am-le toerana masina indrindra reo anjely fito mitagna reo loza fito. Izy reo de mekanjo madio, lamba rogony mamiratra sy misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran-jareo.