auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 08:23:50 +08:00 committed by root
parent a3f8304928
commit f5c079dbf3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. \v 18 Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."
\v 17 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna manembogna agnambo daôly izy hoe: "Avia, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. \v 18 Avia hinagna ny nofon-reo mpanjaka, ny nofon-reo mpitari-tafika, ny nofon+reo lehilà mahery, ny nofon-reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."