From f5c079dbf354db9d2845b5611cb352145d891fa8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 27 Mar 2020 08:23:50 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 19/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/19/17.txt b/19/17.txt index b88c22a..05cd0c4 100644 --- a/19/17.txt +++ b/19/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. \v 18 Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery." \ No newline at end of file +\v 17 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna manembogna agnambo daôly izy hoe: "Avia, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. \v 18 Avia hinagna ny nofon-reo mpanjaka, ny nofon-reo mpitari-tafika, ny nofon+reo lehilà mahery, ny nofon-reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery." \ No newline at end of file