auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-15 07:27:00 +08:00 committed by root
parent a9a91886ab
commit f1ea77e315
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamani
Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
("Indro! Avy salan'n