From f1ea77e3153bdbff1f714ec6c238ea013093a9ac Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 15 Jan 2020 07:27:00 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 16/12.txt | 2 +- 16/15.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 16/15.txt diff --git a/16/12.txt b/16/12.txt index 0dd6566..ef86ddd 100644 --- a/16/12.txt +++ b/16/12.txt @@ -1 +1 @@ -Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamani \ No newline at end of file +Le anjely faenina de nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mbô hagnomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny bibidia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny amin'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra. \ No newline at end of file diff --git a/16/15.txt b/16/15.txt new file mode 100644 index 0000000..4542794 --- /dev/null +++ b/16/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +("Indro! Avy salan'n \ No newline at end of file