auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:28:45 +03:00 committed by root
parent a976fb204f
commit ef4b28e0d1
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony - varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, kanelina, za
Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony - varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, kanelina, zava-manitra, dintin-kazo, miora, hanitra, divay, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy ary ondry, sôvaly sy kalesy, reo andevo sy fanahin'ôla.

1
18/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny vokatra ze tenao tamin'ny herinao daôly de hiala aminao. Ny entanao lafo vidy sy reo namirapiratra de nanjavona, ary tsy ho hita tsony mandrakizay.

1
18/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny mpivarotra reo entana ze ton