auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:28:45 +03:00 committed by root
parent 70a931574e
commit a976fb204f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy
Reo mpivarotra ny tany de mitomagny sy misaona ho an'azy, satria tsisy ôla niady varotra ho an'azy tsony - varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tegna tsara, voloparasy, landy, mena, reo karazaga hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka daôly vita amin'ny kakazo sarobidy, varahana, vy, marbra, kanelina, za