auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 22:03:24 +03:00 committed by root
parent df6de88102
commit e38546dde9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anaro
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana.