auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 21:43:35 +03:00 committed by root
parent d4688462dc
commit df6de88102
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Smyrna hoe: "Reto ny tenin'le raika ze vôlôny ary farany, le raika ze efa maty nefa velona ndre: "Fantatro reo fahorenao sy ny fahantranao, nefa manan-karena anao. Fantatro ny fitinenan-dratsy ho an'reo ze miteny ny
Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Smyrna hoe: "Reto ny tenin'le raika ze vôlôny ary farany, le raika ze efa maty nefa velona ndre: "Fantatro reo fahorenao sy ny fahantranao, nefa manan-karena anao. Fantatro ny fitinenan-dratsy ho an'reo ze milaza ny tegnany fa Jiosy, kanefa tsy zany izy. Synagogan'i Satana zareo.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anaro