auto save
This commit is contained in:
parent
47642d3c01
commit
e1459efca7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raika tamin'reo ra-managn'aina efatra nagnome an'reo anjely fito livia volamena fito feno ny fatezeran'Andriamanitra, le velona mandrakizay doria. Feno setroka avy amin'ny voni
|
||||
Raika tamin'reo ra-managn'aina efatra nagnome an'reo anjely fito livia volamena fito feno ny fatezeran'Andriamanitra, le velona mandrakizay doria. Feno setroka avy amin'ny voninahitr'Andriamanitra sy avy amin'ny heriny ny tempoly. Tsy misy na iza na iza afaka miditra akao mandra-patanteraky ny loza fiton'reo anjely fito.
|
Loading…
Reference in New Issue