auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-23 07:25:16 +08:00 committed by root
parent 434e394da9
commit 47642d3c01
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafarran'reo ra reo za de nijery, ary nisokatra taigny amin'ny lagnitra le tempoly ze managna lain'ny fijoroana vavolombelona. Nivôka avy takao amin'le toerana masina indrindra reo anjely fito mitagna reo loza fito. Izy reo de mekanjo madio, lamba rogony mamiratra sy misy fehin-kibo volamena
Tafarran'reo ra reo za de nijery, ary nisokatra taigny amin'ny lagnitra le tempoly ze managna lain'ny fijoroana vavolombelona. Nivôka avy takao amin'le toerana masina indrindra reo anjely fito mitagna reo loza fito. Izy reo de mekanjo madio, lamba rogony mamiratra sy misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'jareo.

1
15/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raika tamin'reo ra-managn'aina efatra nagnome an'reo anjely fito livia volamena fito feno ny fatezeran'Andriamanitra, le velona mandrakizay doria. Feno setroka avy amin'ny voni