auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 06:36:52 +03:00 committed by root
parent 6a923fcbd3
commit d937ea062b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho ton
Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hanosotra ny masonareo