diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 907a1ea..3fe8419 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho ton \ No newline at end of file +Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hanosotra ny masonareo \ No newline at end of file