auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent 7c410bf9d5
commit d6d086fbb8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny setroka avy amin'ny fijaian-jareo de miakatra mandrakizay doria, ary tsy manam
Ny setroka avy amin'ny fijaian-jareo de miakatra mandrakizay doria, ary tsy manam-pataperana magnalin'andro zareo - reo no mpanompon'ny bibidia sy ny sariny reo, ary ny ôla daôly ze mandray ny mariky ny agnarany. Ty de antso ho an'ny faretana marin'reo ze masina, reo ze mankatoa reo didin'Andriamanitra ary mino an'i Jesosy."

1
14/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Naregny feo avy aigny an-dagnitra za nitare hoe: "Sorato zao: Sambatra ny maty, ze maty akao amin'ny Tompo."