auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent e64a145e51
commit 7c410bf9d5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy anjely hafa - anjely fatelo - nanaraka an'jareo, niteny tamin'ny feo mahery hoe: "Raha misy mivavaka amin'ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika akeo amin'ny handriny na akeo amin'ny tanagny, de hisotro ny sasagny amin'ny divain'ny fasosen'Andriamanitra iany kô izy, divay tsy nifangaro ze narotsaka taa
Nisy anjely hafa - anjely fatelo - nanaraka an'jareo, niteny tamin'ny feo mahery hoe: "Raha misy mivavaka amin'ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika akeo amin'ny handriny na akeo amin'ny tanagny, de hisotro ny sasagny amin'ny divain'ny fasosen'Andriamanitra iany kô izy, divay tsy nifangaro ze narotsaka takao agnatin'ny kapôky ny fasoseny. Ny ôla ze misotro zany de ho ampijalena amin'ny afo sy solifara akeo agnolôn'reo anjely masin'Andriamanitra sy akeo agnolôan'ny Zanak'ondry.

1
14/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny setroka avy amin'ny fijaian-jareo de miakatra mandrakizay doria, ary tsy manam