auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 21:43:35 +03:00 committed by root
parent 5fcfab997f
commit d1e0a626a2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Le raika ze maharesy de tsy ho simbain'ny
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Le raika ze maharesy de tsy ho maratran'ny fafatesana faharoa.""

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Pergamosy hoe: "Reto ny tenin'le raika ze managna sabatra roa lela: "Fantatro ze ipetrahanao, de akao amin'ny hitoeran'ny