auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 21:43:35 +03:00 committed by root
parent e38546dde9
commit 5fcfab997f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana.
Aza matatra ny am'ze efa hiaretanao. Indro! Ny devoly de hanipy ny sasagny aminareo aigny amin'ny tragnomaizigna mbô ho tsapaina anareo, ary hijaly mandritry ny folo andro anareo. Matokia mandra-pafaty, ka hameko anareo ny satro-boninahitry ny fiaignana. Ze manan-tsofigna ôka izy hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Le raika ze maharesy de tsy ho simbain'ny