Tue Jun 09 2020 12:00:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:00:22 +03:00
parent fe0ccbec38
commit cfb6bdd2b2
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hagnosotra ny masonareo mbô hahiratanareo.
\v 17 Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. \v 18 Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hagnosotra ny masonareo mbô hahiratanareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Ampiofaniko ny tsiraikaraika avy ze teko, ary hampenariko an'jareo ny fomba tokony hiainan'jareo. Noho zany, mazotoa ary mibebaha. Indro, mitsangana aketo amin'ny varavaragna Za ary mandondògna. Raha misy maregny ny feoko ka mamôha ny varavaragna, de ho avy akao an-dragnony Za ka hinana miaraka amin'azy, ary izy miaraka aminà.
\v 19 Ampiofaniko ny tsiraikaraika avy ze teko, ary hampenariko an'jareo ny fomba tokony hiainan'jareo. Noho zany, mazotoa ary mibebaha. \v 20 Indro, mitsangana aketo amin'ny varavaragna Za ary mandondògna. Raha misy maregny ny feoko ka mamôha ny varavaragna, de ho avy akao an-dragnony Za ka hinana miaraka amin'azy, ary izy miaraka aminà.

View File

@ -71,6 +71,7 @@
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-17",
"04-title",
"05-title",
"06-title",