diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index f5abb90..038e3bd 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hagnosotra ny masonareo mbô hahiratanareo. \ No newline at end of file +\v 17 Fa ozy anareo hoe: "Manan-karena za, managna fitaovana betsaka, ka tsy mila na ino na ino." Saingy tsy fantatrareo fa anareo no tegna ory, mafiraigna, mahantra, jamba ary mibilaka. \v 18 Tainô ny torohevitro: Mividiana volamena vôdio tamin'ny afo amina mbô ho tonga mpanan-karena anareo, ary akanjo fotsy manjopika mbô ho afaka mampitafy ny tenanareo anareo ka tsy hampibôgna ny hegnatry ny fibilanareo, ary hagnosotra ny masonareo mbô hahiratanareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/19.txt b/03/19.txt index 88e603a..18e3b60 100644 --- a/03/19.txt +++ b/03/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Ampiofaniko ny tsiraikaraika avy ze teko, ary hampenariko an'jareo ny fomba tokony hiainan'jareo. Noho zany, mazotoa ary mibebaha. Indro, mitsangana aketo amin'ny varavaragna Za ary mandondògna. Raha misy maregny ny feoko ka mamôha ny varavaragna, de ho avy akao an-dragnony Za ka hinana miaraka amin'azy, ary izy miaraka aminà. \ No newline at end of file +\v 19 Ampiofaniko ny tsiraikaraika avy ze teko, ary hampenariko an'jareo ny fomba tokony hiainan'jareo. Noho zany, mazotoa ary mibebaha. \v 20 Indro, mitsangana aketo amin'ny varavaragna Za ary mandondògna. Raha misy maregny ny feoko ka mamôha ny varavaragna, de ho avy akao an-dragnony Za ka hinana miaraka amin'azy, ary izy miaraka aminà. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d1ce55b..7e18a5c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -71,6 +71,7 @@ "03-09", "03-12", "03-14", + "03-17", "04-title", "05-title", "06-title",