auto save
This commit is contained in:
parent
134669ba6e
commit
cbdbf97646
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Ary natazagna bibi-dia za niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo amin'ny tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy aganarana fitenenan-dratsy avy. \v 2 Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka.
|
||||
\v 1 Ary natazagna bibi-dia za niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo amin'ny tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy agnarana fitenenan-dratsy avy. \v 2 Le bibi-dia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka.
|
Loading…
Reference in New Issue