auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 06:59:53 +08:00 committed by root
parent f153d9c504
commit 134669ba6e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary natazagna bibi-dia za niakatra avy tam'ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo am'tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy anganarana fitenenan-dratsy avy. \v 2 Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka.
\v 1 Ary natazagna bibi-dia za niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo zany ary lô fito. Takeo amin'ny tandrogny de nisy diadema folo,avy takeo am'lôny de nisy aganarana fitenenan-dratsy avy. \v 2 Le bibidia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nagnome anazy ny heriny, ny seza fandrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka.