auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 08:44:03 +08:00 committed by root
parent 12c7e172cb
commit a8aa2e300a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy geda za sy le nipetraka takeo amboniny. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatreny, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro teo anolôn'ny seza fiandrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vosoratra tao amin'reo boky, araka reo asany.
\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy geda za sy le nipetraka takeo amboniny. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatreny, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro takeo anolôn'ny seza fiandrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vosoratra tao amin'reo boky, araka reo asany.