auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 08:23:50 +08:00 committed by root
parent cda5ae48c8
commit 12c7e172cb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ary natazagna seza fiandrianana fotsy geda za sy le nipetraka teo amboniny. Ny tany sy ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro teo anolôn'ny seza fiandrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vosoratra tao amin'reo boky, araka reo asany.
\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy geda za sy le nipetraka takeo amboniny. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatreny, kanefa tsisy tôrana andehanan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nijoro teo anolôn'ny seza fiandrianana, ary novelarina 'reo boky. Ary nisy boky raika novelarina - Ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vosoratra tao amin'reo boky, araka reo asany.