auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 15:46:38 +08:00 committed by root
parent f6b1d33be7
commit 9e32ed0bc9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Nitsoka ny trompetrany le anjely fatelo, ary nidy kintana ngeza nilatsaka avy any an-danitra, miretra otrany fanilo, tamin'ny ampatelon'reo ony sy loarano Ra-mangidy no agnaran'le kintana Lasa nangidy ny ampatelon'le rano, ary ola maro no maty tamin'le rano ze lasa nagidy
\v 10 Nitsoka ny trompetrany le anjely fatelo, ary nidy kintana ngeza nilatsaka avy any an-danitra, miretra otrany fanilo, tamin'ny ampatelon'reo ony sy loarano \v 11 Ra-mangidy no agnaran'le kintana Lasa nangidy ny ampatelon'le rano, ary ola maro no maty tamin'le rano ze lasa nagidy

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy Naita kintana avy any an-danitra za ze potraka aty amin'ny tany Le kintana no nomena ny fanalaidin'le lavaka tsy hita noanoa Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ay niakatra ny setroka nivoka avy tao amin'le lavaka otrany setroka avy amin'ny laforo ngeza Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivoka tao an-davaka
\v 2 N\v 1 ampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy Naita kintana avy any an-danitra za ze potraka aty amin'ny tany Le kintana no nomena ny fanalaidin'le lavaka tsy hita noanoa Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ay niakatra ny setroka nivoka avy tao amin'le lavaka otrany setroka avy amin'ny laforo ngeza Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivoka tao an-davaka