auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 15:44:21 +08:00 committed by root
parent e3d23b5df3
commit f6b1d33be7
8 changed files with 8 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Taorian'reo ra reo de nijery za, ary nisy ola maro be ze tsy tambo isaina avy tamin'ny firenena, foko, ola, ary fiteny rehetra nitsangana teo anatrean'ny seza fendriagnana sy teo anatrean'ny Zanak'ondry Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tagnan'jareo, ary niantso mafy tamin'ny feo maery zareo nagnao hae: "Ny famonjegna de an'Andriamanitra ze mipetraka akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"
\v 9 Taorian'reo ra reo de nijery za, ary nisy ola maro be ze tsy tambo isaina avy tamin'ny firenena, foko, ola, ary fiteny rehetra nitsangana teo anatrean'ny seza fendriagnana sy teo anatrean'ny Zanak'ondry Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tagnan'jareo,\v 10 ary niantso mafy tamin'ny feo maery zareo nagnao hae: "Ny famonjegna de an'Andriamanitra ze mipetraka akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Ny anjely daoly nitsangana manodidigna ny seza fendriagnana sy manodidigna reo loholona sy ny ra-manan-aina efatra, ary zareo de nampiankoka ny tavan'jareo teo anatrean'ny seza fendriagnana Nivavaka tamin'Andriamanitra zareo nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisaorana, faefagna, ary ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakaizay dory! Amena!"
\v 11 Ny anjely daoly nitsangana manodidigna ny seza fendriagnana sy manodidigna reo loholona sy ny ra-manan-aina efatra, ary zareo de nampiankoka ny tavan'jareo teo anatrean'ny seza fendriagnana Nivavaka tamin'Andriamanitra zareo\v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisaorana, faefagna, ary ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakaizay dory! Amena!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Avy akeo ny raika tamin'reo loholona nagnontany ana hose: "Iza reo, mitafy akanjolava fotsy, ary avy aiza zareo" Hoy za taminy: "Tompoko, Enao mafantatra," ary ozy izy tamina: "Reo no hivoka avy amin'ny Faoregana Leibe Nosasagn'jareo ny akanjonlavany ary nofotsiana tamin'ny ran'ny Zanak'ondry
\v 13 Avy akeo ny raika tamin'reo loholona nagnontany ana hose: "Iza reo, mitafy akanjolava fotsy, ary avy aiza zareo" \v 14 Hoy za taminy: "Tompoko, Enao mafantatra," ary ozy izy tamina: "Reo no hivoka avy amin'ny Faoregana Leibe Nosasagn'jareo ny akanjonlavany ary nofotsiana tamin'ny ran'ny Zanak'ondry

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Non'izany antony zany, de eo anatrean'ny seza fendriagnan'Andriamanitra zareo, sy mivavaka aminy andro aman'aligna akao amin'ny tempoliny Ny raika ze nipetraka teo amin'ny seza fendriagnana de hamelatra ny lainy amin'jareo Tsy ho nona intsony zareo, na hangetaeta indray Tsy hamely azy ny masoandro, na ny hafagnana mandoro Fa ny Zanak'ondry akeo apovon'ny seza fendriagnana no ho mpiandry an'jareo sy hitari-dalagna an'jareo akeigny amin'ny loharanon'ny rano velogna, ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny mason'jareo"
\v 15 Non'izany antony zany, de eo anatrean'ny seza fendriagnan'Andriamanitra zareo, sy mivavaka aminy andro aman'aligna akao amin'ny tempoliny Ny raika ze nipetraka teo amin'ny seza fendriagnana de hamelatra ny lainy amin'jareo \v 16 Tsy ho nona intsony zareo, na hangetaeta indray Tsy hamely azy ny masoandro, na ny hafagnana mandoro\v 17 Fa ny Zanak'ondry akeo apovon'ny seza fendriagnana no ho mpiandry an'jareo sy hitari-dalagna an'jareo akeigny amin'ny loharanon'ny rano velogna, ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny mason'jareo"

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Rafa novahan'le Zanak'ondry ny tombo-kase fafito, de nisy fahangignana tany an-danitra teo amin'ny antsasaka ora teo Avy akeo de hitako reo anjely fito ze nitsangagna teo anatrean'Andriamanitra, ary nomegna trompetra fito zareo
\v 1 Rafa novahan'le Zanak'ondry ny tombo-kase fafito, de nisy fahangignana tany an-danitra teo amin'ny antsasaka ora teo \v 2 Avy akeo de hitako reo anjely fito ze nitsangagna teo anatrean'Andriamanitra, ary nomegna trompetra fito zareo

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandoroana ditin-kazo manitra, nitsangana teo ambonin'ny alitara Ditin-kazo manitra maro no nomegna azy mba hanoloragny zany mbamin'ny vavaky ny mpino rehetra akeo ambonin'ny alitara volamegna fandoroana ditin-kazo manitra akeo anatrean'ny sezam-boninahitra Ny setrok'le ditin-kazo manitra, mbamin'ny vavak'reo mpino, de niakatra teo anatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely Nakale vilia fandorona ditin-kazo manitra le anjely ary alitara Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany
\v 3 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandoroana ditin-kazo manitra, nitsangana teo ambonin'ny alitara Ditin-kazo manitra maro no nomegna azy mba hanoloragny zany mbamin'ny vavaky ny mpino rehetra akeo ambonin'ny alitara volamegna fandoroana ditin-kazo manitra akeo anatrean'ny sezam-boninahitra\v 4 Ny setrok'le ditin-kazo manitra, mbamin'ny vavak'reo mpino, de niakatra teo anatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely \v 5 Nakale vilia fandorona ditin-kazo manitra le anjely ary alitara Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Reo anjely fito ze nagnana reo trompetra fito de niomagna hitsoka izeigny Nitsoka ny trompetrany le anjely volony, ary nisy havandra sy afo mifangaro ra Natsipy tety an-tany zany mba ho may ny ampateon'zany, may ny ampatelon'ny kakazo, ary may avokoa reo ahi-maitso Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny taloa de magnala ny hoe: "mba ho may ny ampatelon'zany"
\v 6 Reo anjely fito ze nagnana reo trompetra fito de niomagna hitsoka izeigny\v 7 Nitsoka ny trompetrany le anjely volony, ary nisy havandra sy afo mifangaro ra Natsipy tety an-tany zany mba ho may ny ampateon'zany, may ny ampatelon'ny kakazo, ary may avokoa reo ahi-maitso Fanamarihana: Ny sasagny amin'reo dikan-teny taloa de magnala ny hoe: "mba ho may ny ampatelon'zany"

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Nitsoka ny trompetrany le anjely faroa, ary nisy ra otrany tanety ngeza niretr'afo natsipy teigny an'dranomasina, Lasa ra ny ampatelon'ny ranomasina, maty ny ampatelon'ny ra-manan'aina akao an-dranomasina, ary rava ny ampatelon'reo sambo
\v 8 Nitsoka ny trompetrany le anjely faroa, ary nisy ra otrany tanety ngeza niretr'afo natsipy teigny an'dranomasina, Lasa ra ny ampatelon'ny ranomasina,\v 9 maty ny ampatelon'ny ra-manan'aina akao an-dranomasina, ary rava ny ampatelon'reo sambo