auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent a6c6e4ba57
commit 96852ce80b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsiy
Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faharôy - de ny farihy afo. Raha misy agnarana tsita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo.

1
22/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO