auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent ff9f8a3acf
commit a6c6e4ba57
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. Nataz
Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nitsangana takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary navelatra - Ny Bokin'ny Fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am'reo boky, araka reo asany.

1
20/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsiy