Tue Jun 09 2020 15:51:14 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 15:51:14 +03:00
parent 201a0a4d92
commit 8ede1c4622
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. \v 20 Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fiti ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito."
\v 19 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. \v 20 Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fito ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito."

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Avy takeo za de nahita sy naregny feon'anjely maro nanodidina ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna ary reo lôholona. Ny fitambaran'jareo de amagn'alinalina. Niteny tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mendrika anie le Zanak'ondry ze novonona mbô handray faefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninatra, ary dera."
\v 11 Avy takeo za de nahita sy naregny feon'anjely maro nanodidina ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna ary reo lôholona. Ny fitambaran'jareo de amagn'alinalina. \v 12 Niteny tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mendrika anie le Zanak'ondry ze novonona mbô handray faefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninatra, ary dera."